forked from WA-Catalog/plt_tn
427 B
427 B
hanandrina ny tavako aminao
"nanapa-kevitra ny hanohitra Anao"
Ho lavon'ny sabatra
Io dia fomba malefaka hilazana fa hisy olona iray maty.
ny sabatra
Ny ady dia nofaritana tamin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana tena nampiasain'ireo miaramila.
Manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra
Ny olona ambany sy manan-kaja eo amin'ny fiaraha-monina no nampiasaina teto hanondrona ny olon-drehetra.