plt_tn/jer/39/15.md

24 lines
662 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity tantara ity dia nitranga mialohan'ilay tranga tao amin'ny tapany voalohan'ilay andininy.
# Ary
Io dia manamarika ampahany vaovao amin'ny tantara.
# tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh ... nanao hoe
"Niresaka taminr'i Jeremia Yaveh nanao hoe"
# Ebeda-Meleka Kosita
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 38:7.
# hanatanteraka ny teniko nanohitra ity tanàna ity ho amin'ny loza fa tsy ho amin'ny soa Aho
"hitondra loza amin'ity tanàna ity araka ny efa nambarako Aho"
# Fa ho tanteraka eo anoloanareo avokoa ireo amin'izany andro izany
"fa ho hitanao fa hitranga izany rehetra izany amin'io andro io"