forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
720 B
Markdown
24 lines
720 B
Markdown
# nosoratan'i Baroka tao anaty horonan-taratsy ny teny rehetra izay nolazain''i Yaveh tamin'i Jeremia
|
|
|
|
"raha miteny iny i Jeremia, i Baroka dia manoratra ny teny rehetra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia ao anaty horonan-taratasy"
|
|
|
|
# hamaky ny teny
|
|
|
|
"hanambara izay ao anatin'ilay horonan-taratasy" na "hamaky amin'ny feo avo izay ao anatin'ilay horonan-taratasy"
|
|
|
|
# izay notononiko
|
|
|
|
"araka izay lazaiko"
|
|
|
|
# tsy maintsy vakianao
|
|
|
|
"ho vakinao mafy" na "hambaranao"
|
|
|
|
# eo an-tsofin'ny vahoaka ao an-tranony
|
|
|
|
"mba afaka maheno izany ny olona ao an-tranon'i Yaveh"
|
|
|
|
# eo an-tsofin'i Joda rehetra izay avy amin'ny tanànany"
|
|
|
|
"mba handre azy ireo ny vahoakan'i Joda izay avy any amin'ny tanànan'izy ireo tsirairay avy"
|