forked from WA-Catalog/plt_tn
888 B
888 B
Ary
Io dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiandohana fizarana vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa hanehoana izany ny fiteninao dia azonao atao ny mampiasa izany.X
tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1.
izao teny ... izao
Ny andian-teny "izao teny izao" dia manondro ny hafatra manaraka eo.
efa nolazaiko nanomboka tamin'ny
"efa nolazaiko anao nanomboka tamin'ny"
nanomboka tamin'ny andron'i Josia ka hatramin'ity andro ity
DH: "nanomboka tamin'ny fotoanan'i Josia mandrak'ankehitriny"
Angamba ... ny mponin'i Joda
"mety mba ... ny mponin'i Joda"
kasaiko entina eo amin'izy ireo
"nomaniko ho atao amin'izy ireo"
Angamba ... ny olona rehetra
"Mety mba ... ny olona rehetra"
amin'ny lalan-dratsiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.