Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fitondrana ny hafatr'i Yaveh i Jeremia.
ireo andry, ny tavin-drano lehibe, sy ny fitoeran'ny tavin-drano
Ireo dia fitaovana izay tao amin'ny tempoly. Ny "tavin-drano lehibe" dia koveta vita Tamin'ny varahina.