ny tanànan'i Joda
DH: "ireo olona avy amin'ireo tanànan'i Joda"
Aza misy teny hanalana!
DH: "aza misy hanalana izay zavatra nolazaiko anao!"
ka hihazona ny loza
Io dia fandravana misy fepetra. Raha mibebaka i Joda, dia tsy hamotika azy ireo Andriamanitra fa hanasitrana azy ireo.