plt_tn/jer/17/17.md

16 lines
557 B
Markdown

# amin'ny andron'ny loza
DH: "amin'ny fotoanan'ny loza"
# Aoka ho menatra anie ireo mpanenjika ahy
DH: "Ento eo amin'ny mpanenjika ahy ny henatra, fa aza mitondra henatra eo amiko"
# Aoka izy ireo hatahotra, fa aza avela hatahotra aho
Io fehezanteny io dia mitovy ny heviny ary ilay teo aloha dia nampiasaina mba ho fanamafisana. DH: "Ataovy tena raiki-tahotra izy ireo, nefa aza ampitahorina aho"
# torotoroy amin'ny anjara loza avo roa heny izy ireo
DH: "torotoroy amin'ny famotehana tanteraka izy ireo" na "ravao avo roa eny na mihoatra izy ireo"