plt_tn/isa/21/10.md

12 lines
317 B
Markdown

# Ry novelezina sy nosivaniko, zanaky ny
Ny vahoakan'Israely mijaly nohon'ny amin'ireo Babyloniana dia resahina toy ny hoe vary izay novelezina sy nosivanina.
# Ry novelezina sy nosivaniko
Ny mpisolo-tena tampisaka "-ko" dia manondro an'Isaia.
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 1:9 io.