plt_tn/isa/08/01.md

8 lines
381 B
Markdown

# Nilaza tamiko Yaveh hoe
Eto ny teny hoe "tamiko" dia manondro an'Isaia.
# Hampiantso vavolombelona mahatoky hanamarina ho Ahy Aho
Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh no miresaka: "Hiantso olona mahitsy fo Aho mba ho vavolombelona" na 2) Isaia no miresaka: "Hiantso olona mahitsy fo aho mba ho vavolombelona" na 3) Mandidy an'Isaia i Yaveh: "Miantsoa olona mba ho vavolombelona."