plt_tn/ezk/40/01.md

20 lines
701 B
Markdown

# fahababoanay
Eto ny hoe "anay" dia maneho an'i Ezekiela sy ireo Israelita izay tany Babylona hatramin'ny fotoana naneren'ireo Babyloniana an'i Joiakima mpanjaka mba hiala ao Jerosalema. DH: "taorian'ny naha-lasa babo anay" na "taorian'ireo Babyloniana naka anay ho babo ho any Babylona."
# tamin'ny fiandohan'ny taona, tamin'ny andro fahafolon'ny volana
Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia amin'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.
# nahababo ny tanàna
DH: "nobaboin'ireo Babyloniana ny tanànan'i Jerosalema"
# tanan'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ny tanan'i Yaveh" tao amin'ny 1:1.
# Nitondra ahy ho amin'ny fitsaharana
"nametraka ahy"