plt_tn/exo/20/22.md

473 B

Izao no tsy maintsy lazainao amin'ny Israelita

"Lazao amin'ireo Israelita izao"

Ianareo efa nahita fa tany an-danitra Aho no niteny taminareo

"Efa nandre Ahy niteny taminareo avy any an-danitra Aho"

Aza manao andriamani-kafa ampiarahina Amiko ianareo

"Aza manao sampy ho andriamani-kafa afa-tsy Izaho"

andriamanitra volafotsy na ireo andriamanitra volamena

"andriamanitra natao tamin'ny volafotsy na volamena" na "sampy natao tamin'ny volafotsy na volamena"