plt_tn/act/17/28.md

12 lines
477 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "azy" sy "ny azy" dia manondro an'Andriamanitra. (jereo: 17:24)
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Rehefa milaza i Paoly hoe "isika" eto diavoaray ao ihany koa ny tenany sy ireo mpihaino azy.
# noforonina avy amin'ny asa tànana sy aingam-panahin'olombelona
"izay ampiasain'ny olona iray ny fahaizany mba hahatonga izany ho zavatra iray izay novolavolainy" na "natao tamin'ny zavakanto sy ny eritreritry ny olombelona"