forked from WA-Catalog/plt_tn
605 B
605 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia ampahany hafa amin'ny tantaran'i Paoly sy i Silasy. Paoly dia izay niandry an'i Silasy sy Timoty hiaraka aminy tany Atena.
tonga tezitra tao anatiny ny fanahiny raha vao nahita ny tanàna feno sampy
Eto ny "fanahy" dia manambara an'i Paoly tenany ihany.DH: "nalahelo izy satria hitany fa misy sampy eny rehetra eny tao an-tanàna" na "kivy izy nahita ny sampy eny rehetra eny tao an-tanàna"
izay nanompo an'Andriamanitra
Izany dia manondro ireo Jentilisa izay midera an'Andriamanitra ary manaraka Azy saingy tsy mankatò ny lalàna jiosy rehetra.