forked from WA-Catalog/plt_tn
918 B
918 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" eto dia maondro an'i Paoly sy Barnabasy.
Jiosy
DH: "Ireo mpitarika Jiosy"
namporisika
"nandresy lahatra"
ireo lehilahy mpitarika
"ireo lehilahy tena manan-danja"
Niteraka fanenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy izany
"Nandresy lahatra ireo lehilahy sy vehivavy manan-danja hanenjika an'i Paoly sy i Barnabasy "
nanipy azy ireo ho any ivelan'ny sisin-tanin'ny tanàna
"nandroaka an'i Paoly sy Barnabasy hivoaka ny tanàna"
nanintsana ny vovoka tamin'ny tongotr'izy ireo mba hanoherana azy ireo
izany dia mba hanondroana ireo vahoaka tsy mpino izay nolavin'Andriamanitra ary ho saziany.
mpianatra
Izany angamba dia manondro ireo mpino vaovao tany Antiokia any Pisidia izay vao nilaozan'i Paoly sy i Silasy