plt_tn/act/13/11.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Vita ny lahatenin'i Paoly tamin'i Elisa.
# fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "ianao" sy "izy" dia miresaka an'i Elymasy.
# fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Serjio Paolosy, governora (governoran'i Pafosy).
# ny tanan'ny Tompo eo aminao
Eto ny "tànana" dia maneho ny herin'Andriamanitra ary "eo aminao" dia midika fanamelohana DH: "Ny Tompo dia hanasazy anao"
# ho tonga jamba ianao
DH: "Ho ataon'Andriamanitra Jamba ianao"
# tsy hahita ny masoandro
Elymasy dia ho jamba tanteraka ka tsy hahita ny masoandro mihitsy. DH: "tsy hahita masoandro mihitsy ianao"
# aloha
"mandritra ny fe-potoana" na "mandra-pahatongan'ny fotoana voatendrin'Andriamanitra"
# nilatsaka tao amin'i Elimasy ny fahanjavozavonana sy fahamaizinana
"ny mason'i Elymasy dia nanjary nanjelanjelatra ary avy eo maizina" na "nanomboka nanjavozavo ny fahitan'i Elymasy ary tsy nahita na inona na inona izy avy eo"
# nino izy
nino an'Jesosy izy
# gaga tamin'ny fampianarana momba ny Tompo izy
DH: "ny fampianaran'ny Tompo dia nahagaga azy"