forked from WA-Catalog/plt_tn
482 B
482 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" eto dia manondro ireo olona tao an-trano. Ny teny hoe "Izy" sy "izy" dia manondro an'i Petera.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Na dia namono an'i Jakôba tao amin'ny 12:1 aza i Heroda dia mbola nisy ankoatran'i Jakôba.
Fa Petera nanohy nandondona
Ny teny hoe "nanohy" dia midika fa nandondona foana i Petera nandritran'ny fotoana niresahan'izy ireo tao anatiny.
ireo rahalahy
"ireo mpino hafa"