plt_tn/act/04/34.md

12 lines
414 B
Markdown

# nanana tany na trano misoratra aminy
Io fehezanteny io dia midika fa izy ireo dia raki-tsoratra manamarina mampiseho fa izy ireo dia manana tany sy trano.
# napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly
DH: "nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly" na "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"
# nozaraina tamin'ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo
DH: "nizara ny vola isak'ireo mpino izay nila izany izy ireo "