plt_tn/2pe/01/10.md

718 B

Hahazoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo

Ny teny hoe: "antso" sy "fifidianana" dia mitovy dika ary manondro ny fifidianan'Andriamanitra azy ireo mba ho Azy. DH: "Ataovy azo antoka fa Andriamanitra dia tena nifidy anao mba ho Azy."

Tsy ho voafingana ianao

Eto ny teny hoe: "voafingana" dia manondro na 1) manota na 2) mivadika amin'i Kristy. DH: "Ianao dia tsy hanana fitondran-tena mpanota" na "ianao dia tsy hivadika amin'i Kristy.'

Fidirana ... malalaka ho anao tanteraka

DH: "Andriamanitra dia hanome malalaka anao ny fidirana ao amin'ny fanjakana mandrakizay izay an'i Jesosy Kristy Tompontsika sy Mpamonjy antsika."

Fidirana

Fahafahana miditra.

Nahazo tanteraka

Mahazo malalaka.