forked from WA-Catalog/plt_tn
910 B
910 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Petera dia nanomboka nampianatra ireo mpino mahakasika ny fiainana araka an'Andriamanitra.
Ho an'ny fiainana sy toe-panahy araka an'Andriamanitra
Eto ny hoe: "toetra araka an'Andriamanitra" dia mamaritra ny teny hoe: "fiainana". DH: "ho an'ny fainana araka an'Andriamanitra."
Izay niantso antsika
Eto ny teny hoe: "antsika" dia manondro an'i Petera sy ireo mpihaino.
Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana
"Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsaran'ny fitondran-tena."
Tamin'ny alalan'ireo
Eto ny hoe: "ireo" dia manondro ny "voninahiny manokana sy ny fahatsarany.'
Mba ho tonga mpizara
"Mba hizara ianareo."
Fomban'Andriamanitra
Toy ny ahoana Andriamanitra
Ny fahalotoana izay eto an-tany
Ny antony mahatonga izao tontolo izao ho voaozona ho ringana dia lazaina tahaka ny hoe zavatra eran'izao tontolo izao izy ireny.