1.8 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Mampatsiahy ireo mpino Korintiana ny amin'ny famantarana marina ny apostoly iray i Paoly, ary amin'ny fanetren-tenaeo anoloan'izy ireo mba hanamafy orina azy ireo.
Izaho dia lasa adala
"manao ho toy ny adala aho"
anareo no nanery ahy amin'izany
"Ianareo no nanery ahy hiteny toy izany"
fa izaho dia tokony noderainareo
Azo adika hoe DH: "fiderana no tokony hatolotrareo ahy"
Fa izaho dia tsy ambany noho ireo
Amin'ny fampiasana endrika tsy manaiky, i Paoly dia milaza mafy fa ireo Korintiana izay mihevitra fa ambany izy dia diso. DH: "fa izaho dia tsara"
Aposotoly ambony
Apostoly ambony- Mampiasa eso-teny i Paoly eto ampisehoany fa tsy manan-danja noho izay efa nolazain'izy ireo izy ireo. DH: "ireo mpampianatra izay heverin'ny sasany ho mahay kokoa noho ny olona hafa"
Ireo famantarana marina ny maha Apostoly dia notanterahina
Azo atao hoe DH: "Izany dia fambaran'ireo apostoly izay notanterahiko"
famantarana...famantarana
Mampisa izany fiteny izany indroa i Paoly.
famantarana sy fahagagana ary asa mahery
Ireo no "famantarana marina an'ireo apostoly" izay ataon'i Paoly "amin'ny fiaretana tanteraka."
Fa ahoana ianareo no tsy dia manan-danja noho ireo fiangonana sasany, ankoatry ny tsy maha vesatra ahy ho anareo?
I Paoly dia manamafy fa diso ireo Korintianina manendrikendrika azy ny ho maniry ny hanao ratsy amin'zy ireo. Izany dia fanotanina tsy mila valiny izay afaka hadika ho fanmbarana. DH: "Nataoko toy izany koa ny fomba nitondrako ireo fiangonana, .... afa-tsy ianareo"
tsy maha vesatra ahy ho anareo?
"tsy nangata-bola na zavatra hafa izay ilaiko taminareo aho"
Mamelà ahy noho izany fahadisoana izany!
Maneso mba hahamenatra ireo Korintiana i Paoly.
izany fahadisoana izany!
Tsy mangata-bola amin'izy ireo na zavatra hafa izay ilainy.