forked from WA-Catalog/plt_tn
560 B
560 B
raha very saina izahay... raha tonga saina tsara izahay
Miresaka momba ny fihevitr'ireo hafa azy sy ireo mpiara-miasa aminy i Paoly. DH: "Raha misy olona mihevitra fa very saina izahay ... raha misy olona mihevitra fa salama saina izahay"
ny fitiavan'i Kristy
Ireo mety ho dikany dia 1) "Ny fitiavantsika an'i Kristy" na 2) "Ny fitiavan'i Kristy antsika"
Maty Izy ho an'ny rehetra
"maty ho an'ny olona rehetra"
fa ho Azy izay maty ary natsangana
Eto ny teny hoe "azy" dia milaza an'i Kristy. DH: "Kristy, izay maty ary natsangan'Andriamanitra"