forked from WA-Catalog/plt_tn
895 B
895 B
Ho deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompontsika Jesosy Kristy
Azo atao hoe DH: "Enga anie isika hidera an'Andriamanitra hatrany ary ilay Tompontsika Jesosy Kristy"
ny Andriamanitra sy Ray
"Andriamanitra, ilay Raintsika"
Rain'ny famindram-po rehetra sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra
Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara hevitra mitovy amin'ny fomba roa samihafa. Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza an'Andriamanitra.
Rain'ny famindram-po rehetra sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra
Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe "famindram-po" sy "fampiononana rehetra" dia maneho ny toetran'ny "Ray" sy "Andriamanitra" na 2) ny teny hoe "Ray" na "Andriamanitra" dia maneho ilay iray izay loharanon'ny "famindram-po" sy "fampiononana rehetra."
mampionona antsika amin'ny fahoriantsika rehetra
Eto dia tafiditra ao amin'ny hoe "isika" sy "antsika" ireo Korintiana.