forked from WA-Catalog/plt_tn
504 B
504 B
Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana
Ny andian-teny "mihidy ny lanitra" dia midika izay tsy fisian'ny orana avy any amin'ny lanitra. D.H: "Raha tsy mamela ny orana hilatsaka Ianao."
manaiky ny anaranao
miaraka amin'ireo teniny sy ireo fihetsiny, mankatò an'Andriamanitra sy ireo lalàny izy ireo.
miala amin'ny fahotany
D.H: "mitsahatra amin'ny fomba ratsin'izy ireo."
mampianatra azy ireo ny lalana tsara izay tokony halehany
D.H: "Asehoy azy ireo ny fomba hiainana ny fahamarinana"