plt_tn/zep/03/12.md

8 lines
296 B
Markdown

# Tsy ahitana lela mpamitaka ao am-bavan'izy ireo
DH: "tsy misy na dia iray amin'ny lela aza hamitaka amin'ny molony" na "tsy hiteny zavatra mamitaka izy ireo"
# Hihinana sy handry izy ireo
Miteny amin'ireo mponin'isrely i Yaveh fa toy ny ondry izay mihinana sy mandry am-pilaminana izy ireo.