plt_tn/zep/03/09.md

333 B

Fa hanome molotra madio ho an'ny vahoaka Aho

Fomba hafa hilazan'Andriamanitra tamin'ny vahoakany ny amin'izay fahamarinana izany.

Mba hanompo Ahy miaraka

Refesina amin'ny fanirian'izy ireo ny hanompo an'Andriamanitra ny olona, toy ny fandrefesana ny olona rehefa miara-mitsangana amin'ny fikitiana ny soroky ny hafa izy ireo.