plt_tn/zep/03/01.md

249 B

Tsy nihaino ny feon'Andriamanitra izy

Tsy nankatoa izay nataon'Andriamanitra amin'ny aminaniany ny ampianatra azy ireo ny vahoakan'ny Jerosalema.

Ary tsy nanatona an'Andriamanitra

Tsy naniry ny hidera na hankatoa an'Andriamanitra ny vahoaka.