plt_tn/zep/02/04.md

8 lines
217 B
Markdown

# Handroaka an'i Asdoda amin'ny mitataovovonana izy ireo, ary hamongotra an'i Ekrona!
Ho alana haingana sy tanteraka amin'ireo tanàna ireo ny olona.
# Ambara-pahafoana ny mponina
DH: "mandra-pahatapitry ny olona"