plt_tn/zep/02/01.md

806 B

Angony ny tenanareo ary mitambara

midika zavatra roa mitovy ireo andian-teny roa ireo. Miara-manamafy ny fandidiana ny olona amin'ny laoniny mba hiara-hino ny fahotan'izy ireo izy ireo. DH: "angony miaraka ny tenanareo."

Firenena tsy manan-kenatra

Tsy miala tsiny amin'ireo fahotany ny firenena.

Tsy mielina toy ny akofa ny andro

Tsinotsinona amin'ny zava-maniry miparitaka eny rehetra eny ny akofa ary ho avy aingana izany andro izany.

Dieny mbola tsy mihatra ny didy ary dieny mbola tsy mielina toy ny akofa ny andro, dieny mbola tsy tonga aminareo ny firehetan'ny fahatezerana mafin'i Yaveh

Naverimberin'ny mpaminany ireo andian-teny mitovy ireo izay manasongadina ny haratsin'ny fitsaran'Yaveh ary ny tokony hanompoan'ny olona Azy.

Fahatezeran'Yaveh

Mampitandrina ny hanafay i Yaveh