plt_tn/zep/01/17.md

278 B

Hirenireny toy olona jamba ... hararaka toy ny vovoka ... ny ao anatin'izy ireo dia ho toy ny zezika

Mampitaha ny fampisehoana izay iombonan'izy ireo ireto andian-tany telo ireto.

Ho levon'ny afon'ny fahasarotam-piarony

Oharina amin'ny fahefan'ny hatezeran'Yaveh izany.