plt_tn/zep/01/10.md

651 B

Fanambaran'Yaveh

DH: "izay nambaran'Yaveh" na "izay lazain'Yaveh mafy"

Vavahadin'ny hazandrano

Ny vavahadin-kazo dia iray amin'ireo vavahady misy rindrina amin'ny tanàna.

Fidradradradràna avy eo amin'ny Tanàna Ambany

DH: "Malahelo mafy avy amin'ny Tanàna Ambany." Nanakaiky amin'ny ampahany amin'ny Jerosalema ny Tanàna Ambany.

Avy amin'ireo havoana

Oharina amin'ny havoana manodidina an'i Jerosalema. DH: "avy amin'ny havoana manodidina an'i jerosalema."

Fa ho ringana ireo mpandranto rehetra; ho lany tamingana ireo izay nivesatra volafotsy

DH: "ireo rehetra izay mividy sy mivarotra volafotsy, ireo mpivarotra, novonoina."