plt_tn/zec/14/03.md

371 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

tahaka Azy rehefa miady amin'ny andron'ny ady

DH: "tahaka ny niadiany taloha"

ny tongony dia hitsangana eo ambonin'ny Tendrombohitr'i Oliva

"Ny tongony" dia manondro an'i Yaveh mihitsy.