plt_tn/zec/12/10.md

738 B

Nefa handraraka ny fanahin'ny fangoraham-po sy fitarainana

DH: "Hanome fanahy ho an'ny olona mba hananany indra-fo amin'ny hafa sy hangatahany indra-fo Amiko Aho"

ilay Iray izay nolefonin'izy ireo

DH: "ilay Iray izay notsindronin'izy ireo"

ny fisaonana ao Jerosalema dia ho tahaka ny fisaonana tao Hadadrimona

Hadadrimona dia mety ho toerana izay nahafaty an'i Josia noho ny ratrany tamin'ny ady taorian'ny Adin'i Megido. Ary nasiana fomba mba hihazonana ny fisaonana amin'ny fotoany ao noho ny fahafatesany. Ireo olona sasany, na dia izany aza, dia mihevitra fa ny Hadadrimona dia anaran'andriamani-tsy izy izay ninoana fa maty isan-taona, tranga izay hisaonan'ireo mpanompo azy.

Megido

Io dia anarana lemaka any Israely.