forked from WA-Catalog/plt_tn
849 B
849 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity andininy ity dia manohy milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanàna.
Amin'izany andro izany
Io dia manondro ny fotoana izay nanafihana an'i Jerosalema sy nandresen'Andriamanitra ireo fahavalony.
tahaka ny fatana mirehitra eny amin'ny hazo ...amboara
"tahaka ny fatana mirehitra eo amin'ny antontan-kazo...tahon'amboaram-bary tsy voajinja any an-tsaha"
fatana
vilany tanimanga izay nitondran'ny olona taloha vain'afo
fanilo
tapa-kazo izay nampirehetina amin'ny vodiny iray izay manome hazavana raha mandeha ny olona na mitondra afo eny rehetra eny
handevona ireo firenena rehetra
"handrava ireo vahoaka manodidina"
Hitoetra eo amin'ny toerany indray i Jerosalema
Hipetraka ao amin'ny tanànany indray ny vahoakan'i Jerosalema.