plt_tn/zec/11/13.md

472 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry.

fitoeran-drakitra

ireo trano fitehirizana ao amin'ny tempolin'i Yaveh

ny sanda tsara indrindra

Io dia midika fa io sanda io dia kely tokoa raha ho an'ny mpiandry ondry manao ny asan'i Yaveh. Jereo ny UDB, izay manala ny hevitra ambadika: "vola tena kely tokoa."

ny sekely volafotsy telopolo

volafotsy 330 grama. Ny sekely iray dia milanja iraikambin'ny folo grama.