plt_tn/zec/11/10.md

390 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry.

nosimbaiko izany mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin'ireo fokoko rehetra

Miresaka sy miasa ho an'i Yaveh ilay mpaminany eto.

niteny

DH: "nilaza hafatra tamin'izy ireo"

sekely volafotsy telopolo

volafotsy 330 grama. Ny sekely iray dia milanja iraikambin'ny folo grama.