plt_tn/zec/11/04.md

868 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto dia manomboka manome fampianarana an'i Zakaria amin'ny endrika fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry i Yaveh.

ny mponin'ny tany

"ny vahoakan'ny tany"

izany no fanambaran'i Yaveh

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

hamerina ny olona rehetra eo an-tanan'ny namany

DH: "mamela ny olona tsirairay hofehezin'olon-kafa"

eo an-tanan'ny mpanjakany

DH: "eo amin'ny fifehezana tsy rarin'ny mpanjakany"

handrava ny tany izy ireo

DH: "tsy hanana indra-fo amin'ny vahoakan'ny tany izy ireo"

tsy hisy na iray amin'izy ireo aza hafahako eo an-tanan'izy ireo

DH: "nefa tsy hamonjy ny vahoakan'i Joda eo amin'ny fahefan'izy ireo Aho"