plt_tn/zec/09/16.md

524 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Zakaria.

fa izy ireo no ho firavaky ny satro-boninahitra

DH: "ao amin'ny tanintsika dia ho tahaka ny vato tsara tarehy eo amin'ny satro-boninahitra izy ireo"

Haniry eo amin'ny vary ny tovolahy

Hiaina eo amin'ny sakafo izay azon'izy ireo amin'ny fijinjana ireo tovolahy.

ary ny virijiny eo amin'ny voaloboka mamy

Hankafy divay vaovao ireo tovovavy. Ireo fanondroana hoe tovolahy sy tovovavy ireo dia manambara ny mponin'Israely manontolo.