plt_tn/zec/08/18.md

860 B

Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon'ny maro

Ny hoe "tamiko'' dia manondro an'i Zakaria.

Ny fifadian-kanina amin'ny volana fahefatra

Nisaona nandritra ny tapan'ny volana fahefatra amin'ny tetiandro Hebreo ireo Jiosy satria tamin'izany no nidiran'ireo Babyloniana tamin'ireo mandan'i Jerosalema. Ny volana fahefatra dia mandritra ny tapany faran'ny Jona sy ny tapany voalohan'ny Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana.

volana fahadimy

Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 7:1.

volana fahafito

Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 7:4.

volana fahafolo

Nisaona nandritra ny tapan'ny volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo ireo Jiosy satria tamin'izany no nanombohan'ireo Babyloniana nanao fahirano an'i Jerosalema. Ny volana fahafolo dia mandritra ny tapany faran'ny Desambra sy ny tapany voalohan'ny Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana.