plt_tn/zec/08/06.md

730 B

raha misy zavatra tsy hay atao eo imason'ireo

"Raha misy zavatra toa tsy hay atao"

vahoaka sisa tavela

DH: "ny vahoakan'i Joda izay velona"

tokony tsy ho hay atao eo imasoko koa ve izany?

Mametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba handresen-dahatra ny vahoakany mba hatoky ireo fampanantenany. DH: "Amiko dia ho hay atao tokoa izany!"

izany no fanambaran'i Yaveh

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

eo an-dalam-panavotana ny oloko amin'ny tany fiposahan'ny masoandro Aho

"Efa hanavotra an'i Joda vahoakako izay lasa sesitany Aho"