plt_tn/zec/08/01.md

16 lines
364 B
Markdown

# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon'ny maro, nanao hoe
Hoy i Yaveh tompon'ny maro tamiko
# saropiaro nohon'ny aminy amin'ny hatezerana lehibe Aho
DH: "Feno hatezerana noho ny amin'i Ziona Aho"
# ny tendrombohitr'i Yaveh tompon'ny maro
Io dia manondro ny Tendrombohitra Ziona.
# Ilay Tendrombohitra Masina
Eto ny hoe "Masina" dia midika hoe "An'i Yaveh."