plt_tn/zec/07/01.md

961 B

Tamin'i Dariosa mpanjaka no mpanapaka nandritry ny efa-taona

"tamin'ny taona fahefatra fony vao lasa mpanjaka i Dariosy"

tamin'ny andro fahefatra nanjakan'i Kisleva (izay volana fahasivy)

"Kisleva" dia volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra dia akaikin'ny faran'ny Novambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

dia tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh

"Niteny ireo teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Serezera sy Regema-meleka

Ireo dia anaran-dehilahy.

hoy izy ireo hoe: "Tokony hisaona...taona maro ireny?

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Serezera sy Regema-meleka.

amin'ny volana fahadimy

Nifady hanina nandritra ny tapany amin'ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo ny vahoaka Jiosy satria tamin'izany no nandravan'ireo Babyloniana ny tempoly tao Jerosalema. Ny volana fahadimy dia mandritra ny tapany faran'ny Jolay sy ny tapany voalohan'ny Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.