plt_tn/zec/06/01.md

268 B

nampiandrandra ny masoko

Io dia midika hoe mijery zavatra ambony. DH: "nijery ambony"

ireo tendrombohitra roa ireo dia vita avy tamin'ny varahina

"ireo tendrombohitra roa dia varahina"

Ny kalesy voalohany...ny kalesy faharoa

"kalesy faha-1...kalesy faha-2"