plt_tn/zec/05/05.md

568 B

Asandrato ny masonao

Io andianteny io dia mandidy olona iray mba hijery ambony amin'ny fanondroana ny mason'izy ireo.

ny firaka fandrakofana

Io dia manondro ny fandrakofana mavesatra. Ny firaka dia vy mavesatra.

nisy vehivavy tao ambanin'izany izay nipetraka tao

Tsy antonona ara-bakiteny ao anatin'ny harona amin'izany habe izany ny vehivavy iray. Fa ao amin'ny fahitan'i Zakaria kosa, dia antonona tao amin'ny harona izany. Amin'ny fahitana matetika dia hitarina ny haben-javatra. Ny harona sy ny vehivavy dia samy famantarana ary manambara zavatra hafa.