plt_tn/zec/05/01.md

378 B

Dia nitodika aho

Ny teny hoe "aho" dia manondro an'i Zakaria.

nampiandrandra ny masoko

Io dia midika hoe mijery zavatra ambony. Hoy izy: "Nampiandrandra ny masoko aho" satria izany no faritra amin'ny vatana izay hijerena. DH: "nijery ambony"

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa gaga tamin'izay hitany i Zakaria.

hakiho

Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.