plt_tn/zec/02/12.md

456 B

Yaveh hampandova...any amin'ny tany masina

"Hataon'i Yaveh ho anjarany manokana amin'ny tany masina i Joda.

nofo rehetra

Tondroin'i Yaveh amin'ny filazany azy ireo hoe nofo ireo zava-manan'aina rehetra. Ny nofo dia zavatra izay hiraisana eo amin'ny zava-manan'aina rehetra.

nitsangana avy tao amin'ny toerany masina

Io andianteny io dia manondro ny nahatonga an'i Yaveh hanao zavatra teto an-tany.

nitsangana

nifoha na nanao fanairana kokoa