plt_tn/zec/01/10.md

524 B

Ireo no...Namaly...izy ireo

Ny teny hoe "ireo" sy ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo soavaly teo amin'ny hazo rotra.

hirenireny manerana ny tany

Ireo mety ho heviny dia 1) "misafo ny tany manontolo" na "mandeha manerana ny tany"

teo amin'ny hazo rotra

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:7.

ny tany rehetra dia mbola mipetraka sy mitsahatra

DH: "milamina ny vahoaka rehetra teto an-tany"

mbola mipetraka sy mitsahatra

Ireo andianteny ireo dia samy manondro ny fahafahana maka aina tsy misy ahiahiana.