plt_tn/zec/01/04.md

1.4 KiB

nantsoina

"nohikaina"

Mialà

"Miovà"

Fa tsy nandre izy ireo ary tsy niraharaha Ahy

Ireo fehezanteny ireo dia samy midika fa tsy nankatoa ireo didin'i Yaveh ny vahoakan'Israely. DH: "Nefa tsy nihaino ireo didiko izy ireo"

izany no fanambaran'i Yaveh

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

Ireo razambenareo, aiza izy ireo? Aiza ireo mpaminany, eto mandrakizay ve izy ireo?

Ireo fehezanteny ireo dia samy nanontaniana mba hanondroana fa maty ny olona. DH: "Maty ireo razambenareo. Ireo mpaminany ihany koa dia ho faty."

Fa ireo teniko sy ireo lalàko izay nandidiko an'ireo mpaminany mpanompoko, tsy efa nahatratra ireo razambenareo ve ireo?

Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hanehoana amin'ny vahoakan'Israely fa ny zavatra rehetra izay efa nolazain'ny Tompo tamin'ireo mpaminaniny mba hampitandremana ireo razamben'izy ireo, dia efa nitranga.

ireo teniko sy ireo lalàko

Ireo dia samy fomba hanondroana izay efa nolazain'Andriamanitra tamin'ireo mpaminany.

nahatratra ireo razambenareo

Resahin'i Yaveh toy ny hoe mihazakazaka mba hahatratra sy hihoatra ireo razamben'ny vahoakan'Israely ireo faminaniany. Ny teny hoe "nahatratra" dia midika hoe nandalo.

ireo lalanay sy ireo asanay

"ny fitondran-tenanay sy ny fataonay"