plt_tn/tit/01/01.md

613 B

Hanamafy ny finoan'ny

Hampatanjaka ny finoan'ny

Izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra

"Izay mety amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra."

Fony fahagola

"Mialohan'ny fanombohan'ny fotoana."

Tamin'ny fotoana voatondro

"Amin'ny fotoana mety."

Nasehony ny teniny

Paoly dia niresaka momba ny hafatr'Andriamanitra toy ny hoe zavatra izay afaka haseho amin'ny olona. DH: "Izy dia nanambara ny teniny."

Natokisany ho ampitaiko

"Notendrena hitory aho" na "izy dia nanome ahy ny andraikitra hitory."

Andriamanitra ilay Mpamonjy antsika

"Andriamanitra, izay namonjy antsika."