plt_tn/sng/06/04.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manomboka eto ny Fizarana Fahadimin'ny boky

Tsara tarehy tahaka ny Tirza ianao, ry tiako, maha-te ho tia tahaka an'i Jerosalema

Ampitahain'ilay tia amin'ny tanàna tsara sy mahafinaritra ny hatsaran'ilay vehivavy.

maha-te ho tia

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:5.

mampisy aingam-panahy tahaka ny tafika miaraka amin'ny fanevany

Tena mahery ny hatsaran'ilay vehivavy ka mahatonga ny tia ho tsy afa-manoatra, tahaka ny tafika manatona azy izany.