plt_tn/sng/06/02.md

836 B

Ny malalako dia efa nidina nankany amin'ny sahany

Jereo ny fanazavana io sarinteny io ao amin'ny 5:1.

farafaran-java-manitra

Jereo ny nandikanao ny hoe "farafaran-java-manitra" ao amin'ny 5:13. Tonga mba hankafy ny fanintonan'ny vatan'ilay vehivavy izay mahafinaritra tahaka ny zava-manitra ny malalany.

mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia

Mampiasa ireo sarinteny ireo ilay vehivavy mba hilazana fa mahafinaritra ao aminy ny malalany.

hiraoka

Jereo ny nandikanao ny hoe "miraoka" ao amin'ny 2:16.

hioty ireo lilia

"mba haka ireo lilia"

ireo lilia

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.

An'ny malalako aho, ary ahy ny malalako

Jereo ny nandikanao ny hoe "Ahy ny malalako, ary azy aho" ao amin'ny 2:16.

hiraoka eo amin'ireo lilia am-pifaliana izy

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.